Entry lakan-drafitra
Elementary words lakana ; rafitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Lakana vita amin' ny hazo maro natambatambatra fa tsy amin' ny hazo iray noloahana [1.1]
Explanations in French  [Betsimisaraka] Pirogue en planches [1.78]
Examples 
1Lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo [2.285]
2Ary vao tamin' ny 1985 dia namakivaky ny Ranomasimbe Indiana ry Robert Hobson sy ny namany tamin' ny lakandrafitra tsotra nataony hoe Sarimanok. [2.508]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/16