|
|
|
|

Entry1  laha-pahitra
Elementary words  2 lahatra, 3 fahitra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 [lahapahitra] teny lava na kabary mirehidrehitra atao amin' izay hahafinaritra fotsiny
6 [lahapahitra] Lahateny mirindrarindra tsara nefa tsy dia misy hevitra mafonja firy fa toa atao amin' izay hahafinaritra fotsiny [1.1]
7 kabary mirehidrehitra tsy misy drafitra mazava ka lasa poakaty [1.13]
Explanations in French  8 vain discours [1.13]

Updated on 2026/02/04