|
|
|
|

Entry1  laha-pahitra
Elementary words  2 lahatra, 3 fahitra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  [lahapahitra] 5 teny lava na kabary mirehidrehitra atao amin' izay hahafinaritra fotsiny
6 Lahateny mirindrarindra tsara nefa tsy dia misy hevitra mafonja firy fa toa atao amin' izay hahafinaritra fotsiny [1.1]
7 kabary mirehidrehitra tsy misy drafitra mazava ka lasa poakaty [1.13]
Explanations in French  8 vain discours [1.13]

Updated on 2025/09/12