Entry lafitsara
Elementary words lafy ; tsara
Part of speech noun
Explanations in French Avantage
Parement [1.13]
Examples Ahitana fomba fiasa telo samihafa, izay ahitana lafitsarany sy lafiratsiny, kanefa nefa sarotra ampiarahina izy ireo raha te-hitazona ny andrim-panjakana ho azo folahina [4.27]
Morphology 
Simple : lafitsara, lafitsarany, lafitsaran', lafitsaran-, lafitsaram-
Present : -dafitsara, -dafitsarany, -dafitsaran', -dafitsaran-, -dafitsaram-
Antonyms 
Compound words 

Updated on 2023/04/10