Entry lafi-drihana
Elementary words lafika ; rihana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Rairain-drihana [1.13]
Explanations in French Solive [1.13]
Examples Miharihary ny lafidrihana ambony izay ravadravahan' ny molaly sy ikorotsahan' ny vovoka raha sendra misy mandeha ao an-trano fandriana. [2.285]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/01