Entry rihana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny ambaratonga ambony rehetra amin' ny trano: Any amin' ny rihana faharoa izahay no mipetraka
Ny ngorodona [1.1]
Explanations in English An upper floor; a balcony inside a building [1.7]
Explanations in French étage, plancher d'un étage [1.8]
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31