Entry (1/3) | 1 ladina |
Root | 2 lady |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] anihina mikisaka: Noladin' ny marotanana ny tongony ka saika safotra izy |
Explanations in French |
5 [1.3#366] Dont on s’approche en rampant, sur quoi on rampe: Noladin’ ny trambo ny tongony (Le cent-pieds a rampé sur son pied) |
Examples |
6 Tsy nisy farafara fa ladina an-tany avokoa. [2.643#] 7 Tsy nisy intsony ny natory nanao ladina an-tany. [2.472#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 13 ladina |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Ny tahon' ny zavamaniry mananika amin' ny zavamaniry hafa: Miolakolaka ny iadim-boatavo Fampifanolanana na fanodidinana tady manodidina zavatra iray Lafika vita amin' ny fon-jozoro na amin' ny mololom-bary, izay mazàna amefena ny aty rindrin' ny lava-bary 16 [1.13] tangoli-javamaniry |
Explanations in English |
17 [1.7] the shoots of creeping plants |
Explanations in French |
18 [1.8] tiges des plantes rampantes ou grimpantes 19 [1.13] vrille 20 [1.196] (toute l'île, mais prononcé dans certaines régions : lady ou laly) (de lady : action de ramper, de se traîner sur le sol . comparer au Malais : jalin, au Javanais, Batak, Sudannais, etc. : jala, même sens). Nom général des tiges rampantes ou grimpantes, volubiles, surtout lorsqu'elles restent herbacées. Les véritables lianes ligneuses s'appellent vahy . D'où le verbe mandadina : enlacer, lier ensemble plusieurs objets (forte active), aussi, ramper, grimper. En parlant des plantes :
|
Vocabulary |
21 Botany: (in general) |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 35 Proverbs containing the word ladina |
Entry (3/3) | 36 ladina |
Part of speech | 37 noun |
Explanations in Malagasy |
38 [1.78] [Tambahoaka]
ketrona |
Anagrams | 39 adilan, dalany, dilana, ladina, nadila |
Updated on 2023/06/26 |