| Entry | 1 ladinina |
| Root | 2 ladina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Hodidinina, fadidirana: Ladinin' ny vahy ny hazo any an' ala
5 Fatorana, akambana: Ladino ireto zozoro ireto hanaovana takelaka [1.1] |
| Morphology |
|
| All compound words | 10 bararata noladinimbahy |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 12 dilanina, ladinina |
| Updated on 2025/12/08 |
|