Entry | 1 koly |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatamtiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray koly indray Rakoto |
Derivatives |
|
Synonyms | 5 kolikoly |
Analogs | 6 tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola |
Compound words |
|
Anagrams | 8 kilo, koly, loky, Loky, olik |
Updated on 2020/07/31 |