Entry koly
Part of speech noun
Malagasy definition Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana
¶ Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatamtiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray koly indray Rakoto
Mitovy hevitra: gaina ~ kejokejo ~ kojikojy ~ sisi-bola ~ totohondry vola ~ tsolotra [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms kolikoly

2017/04/02