Entry kojakoja (koja)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojakojan-tokantrano
Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojakojany rehetra izao.
Explanations in English Details requiring close attention; attention to details [1.7]
Explanations in French Détails qui exigent l'attention; attention aux détails [1.8]
 Soins minutieux, entretien; accessoires, fournitures, pièces détachées [1.13]
Examples 
1Nitondra tsihy, harona, kojakoja ilaina ao amin' ny tokantrano toy ny sotro. [1.508]
2Nasehony izany teo amin' ny fananganana ny lainy, ny fanamboarana fatana fahandroan-tsakafo, ny fanaovana fefy sy kojakoja isan-karazany hanatsarana ny tanàna. [2.356]
Derivatives 
Synonyms koja
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/07/02