Entry koja
Part of speech noun
Malagasy definition Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojan-tokantrano
¶ Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojany rehetra izao. [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms kojakoja

Entry koja
Part of speech conjunction [full list]
Malagasy definition  [Tanala] kosa: Anareo koza ka ba mañisy an'io ango valaña io (ianareo kosa aza mba manao io teotra ratsinareo io) [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31