Entry kojakoja (koja)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojakojan-tokantrano
¶ Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojakojany rehetra izao.
English definition   details requiring close attention; attention to details [Hallanger 1973]
French definition   détails qui exigent l'attention; attention aux détails [Hallanger 1974]
Derivations  
Synonyms   koja

Updated on 2010/12/03