Entry fikobanana (kobana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihetsehan' ny rano indray, izay efa nandry nilamina tsara; fitsobohan' ny lamba sasana ao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony; fihontsankontsanana, fahalalahan' ny akanjo loatra [1.1]
Explanations in French L’action de remuer, l’instrument [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/02/28