Entry (1/2) | 1 kizo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny vatom-panorona izay lanin'ny andaniny daholo rehefa avy nihinana ny azy Fahalanian-karena miandalana mahazo olona na-nana teo aloha ka saika botry na tonga fadiranovana ny taranany Lalana na hevitra teritery ahitana loza: Mampiditra ahy amin'ny kizo ianao amin'izany hevitra izany |
Explanations in French |
4 [1.3#342] Route battue, grande route terme de fanorona: état de celui qui n’a plus qu’on pion à jouer, après quoi l’adversaire les lui rafle tous d'un seul coup ruine progressive de quelqu’un qui fut riche et a qui il ne reste presque plus rien, ou dont la descendance tombe dans la misère terme de sikidy espèce de monnaie autrefois |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 kizo |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] [Betsileo]
Anarana iantsoana ireo hazo maro karazana misy ditiny na gaoma, ataon' ny olona famandrihamborona indrindra |
Explanations in French |
16 [1.196] Nom donné à la gomme-gutte tirée des divers symphonia (Clusiaceae). On l'emploie surtout comme glu pour piéger les oiseaux et pour emmancher les outils. Mais elle est souvent employée par les mpimasy à la manière de l'encens, pour impressionner les malades. L'arbre qui la fournit s'appelle plutôt kiza. [Betsimisaraka]
17 [Sihanaka] 18 [Tanala] 19 [Betsileo] |
Vocabulary |
20 Botany |
Anagrams | 21 kizo, kozy, zoky |
Updated on 2023/10/24 |