Entry kisina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fijanonana na fidongiana tsy hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa mita redretra noho ny hakamoana [1.1]
Examples Dia nitory kisina taminy isan' andro teo izy sy nanorisory azy tamin' ny hata-dava, ka efa sosotra mafy ny fanahiny nila hahafaty azy [2.996]
Derivatives 
Synonyms kisinkisina
Compound words 

Entry kisina
Part of speech noun
Explanations in French  [Bezanozano, Merina] Nom d'une liane indéterminé (citée dans la Firaketana Malagasy). [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2022/05/30