Entry fikisinana (kisina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Falaimihetsika; tsy fiaingana avy hatrany fa mitaredretra noho ny hakamoana: Vary andro amin' ny fikisinana eo ampandriana i Balita kely ka diso fidirana [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20