Entry kisendrasendra (sendrasendra (sendra))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra tonga tampoka tsy nampoizina: Tsy nianatra izy nandritra ny taon fa miandry ny kisendrasendra, hono, izy amin' ny fanadinana
Mitovy hevitra: kendry tohina ~ kinanga ~ kitano ~ kitanotano ~ kitoatoa ~ tsy nahinahy ~ tsy nampoizina ~ tsy tohatohatra ~ vintana [1.1]
 Fifanandrifian-javatra [1.13]
Explanations in French Hasard [1.13]
Examples izay misy finoana ny vintana sy ny kisendrasendra. [1.38]

Entry kisendrasendra (sendrasendra (sendra))
Part of speech adverb [full list]
Explanations in French Par pur hasard, accidentellement [1.5]
Examples Voan-kabaro iray no latsaka tery an-tsisim-boly ka naniry kisendrasendra. [2.470]

Updated on 2020/07/31