Entry kilonga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo. Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy ary ny vavy dia kilongavavy. Misy fitenenana betsileo hoe : "Kilonga milanon-draibe, ko dia ampitso no ampitso"; izany hoe manisa andro (tsidrian-taona) fa manantena zavatra avy amin' ny lanonambe hatao [1.10]
  [Betsileo] Zaza [1.1]
 Ankizy efa tsy zazakely loatra intsony, nefa tsy mbola zatovo koa [1.1]
Explanations in English Adolescents, often in a derogatory sense [1.7]
Explanations in French Un garçon encore jeune, un adolescent par rapport à un homme Agé. [1.3]
 Les jeunes (souvent péjoratif) [1.8]
 Marmaille [3.1]
Examples 
1Namonjy fodiana ny kilonga tany an' ala. [2.5]
2Ny kilonga madinika kosa indray nitanaka nahita ahy vaventy lava. [2.643]
3Matavy ny tsilon-draketra, mamony ho voa fihinan' ny kilonga anatin' ny fotoana fohy. [2.470]
Compound words 
Other spellings 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2024/02/27