Entry kiady fa tsy tompon' ny saha (kiady, fa, tsy, tompo, saha)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy mpiambina, mitovitovy amin' ilay hoe: mpiandry omby volavita: tsy tompony fa mpamerin-doha [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31