Entry katsaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitadiavana (zavatra ambony na sarotra azo) [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry katsaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-javamaniry misy babiny, izany hoe mitangorona amin' ny sampahony maro ny voany madinika izay fihinana tsara rehefa avy nandrahoina. [Rajemisa 1985]
 karazana voamadinika [SLP 1986]
Explanations in English maize, Indian corn [Hallanger 1973]
Explanations in French maïs [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Analogues  tsako
Quotes 

Entry katsaka
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] feuilles de ravinàla pour les toits. (antràndra). [David: Dialectes (takila K)]
Synonyms kasaka

Updated on 2021/02/28