Entry katsa-drahana
Elementary words katsaka ; rahana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Katsaka andrahoina amin' ny taolany, dia ahahy, ary rehefa maina, kofoina hiala amin' ny taolany dia tehirizina, ka rehefa hohanina vao totoina sy andrahoina indray [1.1]

Updated on 2023/07/13