Entry hajia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vola (na zavatra) fandoa araka ny fomba efa narahina ela ho fanajana sy ho fanoavana ny mpanjaka na ny tompomenakely na ny olona ambony. (Hatramin' ny vodiakoho naterina ho an' ny ray aman-dreny avy aza dia natao hoe hajia, ka araka izany, dia angamba mety ho avy amin' ny teny hoe haja ihany ny hajia)
(Ankehitriny) Ilay singan-tsary kely saram-pandefasana taratasy amin' ny paositra. Misy hajia karazany roa: ny hajian-taratasy ary ny hajian-ketra [1.1]
Explanations in English A tax, revenue, income arising from a feudal estate. [Mal. hajia, a present.] [1.2]
Explanations in French Revenu, impôt, taxe, redevances payées aux seigneurs [1.3]
 Timbre [1.13, 1.5]
Examples Mampita ny hafatra an-tsoratra amin'ny fitondrana taratasy misy hajia izy. [2.117]
Compound words 
Origin Malay: hajia (tolotra).
Illustrations 

Updated on 2023/10/29