Entry |
kanto
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tena fatratra amin' ny hatsarana na ny tarehy, na ny bika, na ny fahaizana, na ny fahalalana
(amin' ny zavatra tsara mandrakariva no ampiasana ity teny hoe kanto) [1.10]
|
| Tsara tarehy fatratra, be renty: Lahateny kanto. [1.1]
|
Explanations in English | Well done, attractive [1.7]
|
Explanations in French | Magnifique [1.3, 1.5]
|
| Habile, étonnant, extraordinaire, surprenant [1.3]
|
| Bien travaillé, admirable [1.8]
|
| Beau [1.5, 1.13]
|
| Agréable, splendide [1.13]
|
Examples |
1 | Hono ry Iketaka ambony vavahady inona no kanto maizina indrindra?
[2.131]
|
2 | Ny hantahantam-pihavanana: fifamalifaliana kanto!
[2.296]
|
3 | Mpanompo kanto izy, hoy ilay fitene-nana efa mahazatra.
[2.285]
|
4 | Manindrahindra soa amin' ny vava miteny mahay miteny kanto.
[2.245]
|
5 | Tanàna kely vao niorina, misy trano kanto sy voavoly voninkazo mahafinaritra no mahavariana ny masony.
[2.470]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|