Entry | 1 kambontsinay |
Elementary words | 2 kambo, tsinay |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Kambo lavalava mivohitra eo amin' ny tendron' ny tsinaibe, izay poaka aty ka ifatraran' ny zavajavatra madinika ary mety hiteraka fanaintainana mafy; ny fanesorana azy no tokony hatao amin' izay |
Examples |
5 Mitranga izany raha toa ka rovitra na miolana ny kambontsinay na faritra hafa amin'ny tsinay. [2.424#] |
Vocabulary |
6 Biology |
Anagrams | 7 ambonintsika, kambontsinay, niombantsika, nitsambokina, nombaintsika |
Updated on 2023/12/11 |