Entry | kafa > kafana | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Fandavana amim-pahatezerana na amin' alahelo [1.1] | ||||||
Explanations in French | (duplicatif kafankafana plus usité) Paroles réitérées de refus, cris de colère [1.3] | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Synonyms | kafankafana | ||||||
Entry | kafa > kafana | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in French | [Tankarana] Tout à fait sec. [1.19] | ||||||
Anagrams | ankafa, fakana, fanaka, kafana |
Entry | kafa > hafa | |||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||
Explanations in Malagasy | Tsy izy, tsy ny voalaza: Rakoto no namono ny mamba ka ny hafa no niravaka ny nifiny / Olon-kafa no nanao izany fa tsy izaho Tsy mitovy, tsy tahaka: Hafa itỳ satroka itỳ noho itsy [1.1] | |||||||||
Explanations in English | Different [1.2, 1.7] | |||||||||
Another [1.2] | ||||||||||
Other [1.7] | ||||||||||
Explanations in French | Autre; différent [1.3, 1.8] | |||||||||
Examples |
| |||||||||
Morphology |
| |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Compound words |
| |||||||||
Hyponyms | ||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word hafa | |||||||||
Anagrams | faha, hafa |
Entry | kafa > hafàna (fana) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zavatra mafana: Arakaraka ny hafanan' ny andro no tokony hanaovana akanjo maivana [1.1] | |||
Tondron'ny hafanana na ny hatsiâkan'ny zavatra iray [1.13] | ||||
Explanations in French | Température [1.13] | |||
Synonyms | mari-pana | |||
Compound words |
| |||
Anagrams | fahana, fanaha, hafàna |
Entry | kafa > kafatra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | [Tanosy] (de fatra : la mesure) Cardiophyllariopsis perrieri Capuron ined. (Sapindaceae). Le bois servait à tailler des mesures pour le riz. [1.196] | |
Anagrams | fahana, fanaha, hafàna |