Entry hafàna (fana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra mafana: Arakaraka ny hafanan' ny andro no tokony hanaovana akanjo maivana [1.1]
 Tondron'ny hafanana na ny hatsiâkan'ny zavatra iray [1.13]
Explanations in French Température [1.13]
Synonyms mari-pana
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/02/26