|
|
|
|

Entry1  jofoina
Root  2  jofo
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho
Ianjerana, iantontana
Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Synonyms  9  jofoana

Anagrams  10  ajofony, anjofoy, ijofoan, jofoany, jofoina, nijofoa

Updated on 2023/01/20