Entry jofoana (jofo)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho
Ianjerana, iantontana
Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [1.1]
Morphology 
Present : jofoana, jofoako, jofoanao, jofoany, jofoantsika, jofoanay, jofoanareo, jofoan', jofoan-, jofoam-, jofoa-
Past : nojofoana, nojofoako, nojofoanao, nojofoany, nojofoantsika, nojofoanay, nojofoanareo, nojofoan', nojofoan-, nojofoam-, nojofoa-
Future : hojofoana, hojofoako, hojofoanao, hojofoany, hojofoantsika, hojofoanay, hojofoanareo, hojofoan', hojofoan-, hojofoam-, hojofoa-
Imperative : jofoy
Synonyms jofoina

Anagrams 

Updated on 2023/01/20