Entry jenjina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Ohatra ny voakapoka mafy ka fanina, mila ho safotra, tsy mahita izay ambonin' ny tany: Nianjeran' ny taila ny lohany ka jenjina izy [1.1]
Explanations in English Taken aback, unsure of oneself [1.7]
Explanations in French ébahi, hébété [1.8]
Examples 
1Jenjina izy, saikatra, menatra, natahotra aza! [2.499]
2Ranomaso no mandriaka, sady jenjina ny loha, fa ny ali-mangatsiaka ali-mampamohafoha! [1.247]
3Narenina ny sofoko, jenjina aho, avy eo niankapokapoka tamin' ny tany sy ny dabilio latabatra teo akaiky. [2.472]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31