|
|
|
|

Entry1  jemby
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza olona izay tsy mahita tsara ny masony fa safotry ny vovoka na ny setroka na ny hatezerana, vizana ny maso ka tsy mahita tsara, badenina, manjambena
Derivatives 
4  Adjectives :
Analogs  5  jambena, jenjina, badenina, farina, safotra, tsy mahita izay ambonin' ny tany, tsy mahita ny atsimo sy avaratra, voan' ny tamberintany, mantsafofoka
Proverbs  6  Proverbs containing the word jemby

Updated on 2020/07/31