Entry badenina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Jemby, mamjambena: Badeninany masoko nijery ny masoandro dimy segondra monja
Fanimpanina, domelina, vizana izaitsizy ka voly, toa tsy maharay tena intsony: Badenina aho izany, hoy Rasoa, fa adiny telo aho no nifantsika nanjaitra teto [1.1]
Explanations in English Dizzy [1.2]
Explanations in French Qui est ébloui, qui a des vertiges [1.3]
Derivatives 
Synonyms badena

Updated on 2020/07/31