Entry itoy
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy  [Bara] ity (zavatra raisina) [Rakotosaona 1975]
 misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itoy ~ Itony ka tena zavatra! [Rajemisa 1985]
Explanations in English this [Hallanger 1973]
Explanations in French celui-ci, ce [Hallanger 1974]
Synonyms itony
Tables and plates all the pronouns
Examples Ka nahita hevitsy hoe : - Tsika koahe hiasa laka hisantsika amin'itoy ranobe toy. [Razafiarivony: Harivolana, page 176]

Updated on 2020/07/31