Entry itony
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itony ~ Itony ka tena zavatra! [Rajemisa 1985]
Explanations in English this [Hallanger 1973]
Explanations in French celui-ci, ce [Hallanger 1974]
Synonyms itoy
Tables and plates all the pronouns
Examples 
1Itony tany no tsotsofina; [Dahle: Angano, page 287]
2Mankasitraka, fa soa itony. [Ndema: Antakay, page 52]
3Tsy hita itony olona itony [Andraina: I Vola, page 88]
4Inona izao no anaran' itony? [Andriamalala: Ranomasina, page 63]

Updated on 2020/07/31