Entry Itompokovavy
Elementary words i~ ; tompoko ; vavy
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in Malagasy Teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1]
Examples 
1Ankizy dimy no zanany tamin'Itompokovavy Rasy, ka vao folo ranonorana monja ny zokiny indrindra. [1.281]
2Isan-kariva dia mamangy ny fasan' Itompokovavy Zozefinina izy efa-mianaka, nametraka voninkazo teo isan-kefinandro. [2.499]
Vocabulary 
Synonyms Ratompokovavy
Analogs  Itompokolahy

Updated on 2023/07/26