Entry itokanana (tokana)
Part of speech relative verb
Malagasy definition Anaovana lanonandehibe alohan' ny hampiasana azy: Tamim-pomba lehibe sy manetriketrika no nitokanana ilay trano fiangonana vaovao [Rajemisa 1985]
Morphology 
itokanana
itokanako
itokananao
itokanany
itokanantsika
itokananay
itokananareo
itokanan'
itokanan-
itokanam-
itokana-
nitokanana
nitokanako
nitokananao
nitokanany
nitokanantsika
nitokananay
nitokananareo
nitokanan'
nitokanan-
nitokanam-
nitokana-
hitokanana
hitokanako
hitokananao
hitokanany
hitokanantsika
hitokananay
hitokananareo
hitokanan'
hitokanan-
hitokanam-
hitokana-
itokano

Updated on 2020/07/31