Entry | 1 iray petsapetsa |
Elementary words | 2 iray, petsapetsa |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza olona vitsivitsy na maro manana tanimbary iraisana olona iray foko olona miray tetika |
Explanations in English |
5 [1.7] of the same social level; united |
Explanations in French |
6 [1.8] au même niveau de la société |
Examples |
7 Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: [2.471] |
Updated on 2023/04/16 |