Entry petsapetsa (petsa)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny tany misy rano ka mangeniheny, mangonahona. [1.1]
Explanations in English Sloppy. [1.2]
 Wet, soaked [1.7]
Explanations in French Mouillé, trempé [1.8]
Examples Tenisy vita vazaha izay no an' ny vavy Ramoa va tsy zava-tsarobidy ery no hitarizany azy, tsy mivoaka raha tsy toetr' andro petsapetsa. [2.470]
Derivatives 
Compound words 

Entry petsapetsa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Honahona nototofana natao tanimbary [1.1]

Updated on 2023/07/03