Entry indrakindrafana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Hendra trendratra tsy mahapetraka eo am-piandrasana zavatra mahafinaritra na atahorana mamp anahinahy: Indrakindrafana erỳ ny ankizy fa rahampitso izahay no handeha ho any Mahajanga
Taitaitra, adaladala: Olona indrakindrafana iny, ka aza atao mahagaga anao ny fihetsiny [1.1]
 Taitaitra, hendratrendratra fa toa mahatsiaro ao anaty ao foa toa hisy zavatra hitranjga [2.285]
Explanations in English Having an impression in one's mind. See kafana. [1.2]
Examples 
1Nivaloharika sady tsy nahateny Zaka, indrakindrafana toa very ambiroa, nijery ahy sy nandinika ilay tovovavy, dia nitsiky nony ela! [2.5]
2Teo am-pitsinjovana anefa dia ny masony ihany no mifantoka any fa ny sainy sy ny fony dia toa mamolivoly sy indrakindrafana be hafahafa. [2.895]
Proverbs 

Updated on 2020/07/31