Entry impiry (firy)
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Enti-manontany ny isan' ny fiverimberenan-javatra niseho na asa natao: Impiry ianao no diso fidirana tamin' itỳ volana itỳ? [Rajemisa 1985]
English definition how often? How many times? [Richardson 1885]
Derivations 
Compound words, titles, names 

2012/12/23