Entry fanimpiriny (impiry (firy))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-manontany ny isan' ny namerenana asa iray: Fanimpiriny izao no namangianao ny Dadatoanao marary? [1.1]

Updated on 2023/01/20