Entry ifampiresahana (resaka)
Part of speech relative verb
Examples 
1saingy tsy maintsy ho tena hay ilay teny, voalohany indrindra, ary faharoa, ny olona manodidina ifampiresahana tsy maintsy hahay io teny vahiny io. [2.356]
2mandeha mangataka indray, saingy teny fifanajana tsotra dia tsotra fotsiny no ifampiresahana fa tsy manao kabary akory [2.245]
Morphology 
Present : ifampiresahana, ifampiresahako, ifampiresahanao, ifampiresahany, ifampiresahantsika, ifampiresahanay, ifampiresahanareo, ifampiresahan', ifampiresahan-, ifampiresaham-, ifampiresaha-
Past : nifampiresahana, nifampiresahako, nifampiresahanao, nifampiresahany, nifampiresahantsika, nifampiresahanay, nifampiresahanareo, nifampiresahan', nifampiresahan-, nifampiresaham-, nifampiresaha-
Future : hifampiresahana, hifampiresahako, hifampiresahanao, hifampiresahany, hifampiresahantsika, hifampiresahanay, hifampiresahanareo, hifampiresahan', hifampiresahan-, hifampiresaham-, hifampiresaha-
Imperative : ifampiresaho

Updated on 2023/01/20