Entry ianarana (anatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny zavatra iray atao ny hahaizana azy [Rajemisa 1985 page 447]
Explanations in English  [Richardson 1885 page 40]
Explanations in French qu'on ├ętudie, qu'imite [Abinal 1888 page 37]
Morphology 
ianarana
ianarako
ianaranao
ianarany
ianarantsika
ianaranay
ianaranareo
ianaran'
ianaran-
ianaram-
ianara-
nianarana
nianarako
nianaranao
nianarany
nianarantsika
nianaranay
nianaranareo
nianaran'
nianaran-
nianaram-
nianara-
hianarana
hianarako
hianaranao
hianarany
hianarantsika
hianaranay
hianaranareo
hianaran'
hianaran-
hianaram-
hianara-
ianaro
Examples 
1Ny dada no sarotra ianarana. [Dahle: Angano, page 280]
2Hararaoty ny andro tsy ianarana hidiovana. [FOFAFIPE: Rosovola, page 12]
3Ny tenindrazana no tokony hianarana voalohany indrindra [Rajemisa 1985, page 447]
Quotes 

Entry ianarana (anatra)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny fomba, toerana, fitaovana entina mianatra [Rajemisa 1985 page 447]
Explanations in English  [Richardson 1885 page 40]
Explanations in French  [Abinal 1888 page 37]
Morphology 
ianarana
ianarako
ianaranao
ianarany
ianarantsika
ianaranay
ianaranareo
ianaran'
ianaran-
ianaram-
ianara-
nianarana
nianarako
nianaranao
nianarany
nianarantsika
nianaranay
nianaranareo
nianaran'
nianaran-
nianaram-
nianara-
hianarana
hianarako
hianaranao
hianarany
hianarantsika
hianaranay
hianaranareo
hianaran'
hianaran-
hianaram-
hianara-
ianaro
Examples 
1Ny rakibolana no tsara hianarana ny tenin-drazana [Rajemisa 1985, page 447]
2Ianarana koa ny miandry amim-paharetana hoy Idada. [Rakotozafy: Ratsimba, page 42]
Quotes 

Updated on 2020/07/31