Entry ianarana (anatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny zavatra iray atao ny hahaizana azy [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French Qu'on étudie, qu'imite [1.3]
Examples 
1Ny dada no sarotra ianarana. [2.69]
2Hararaoty ny andro tsy ianarana hidiovana. [2.117]
3Ny tenindrazana no tokony hianarana voalohany indrindra [1.1]
Morphology 
Present : ianarana, ianarako, ianaranao, ianarany, ianarantsika, ianaranay, ianaranareo, ianaran', ianaran-, ianaram-, ianara-
Past : nianarana, nianarako, nianaranao, nianarany, nianarantsika, nianaranay, nianaranareo, nianaran', nianaran-, nianaram-, nianara-
Future : hianarana, hianarako, hianaranao, hianarany, hianarantsika, hianaranay, hianaranareo, hianaran', hianaran-, hianaram-, hianara-
Imperative : ianaro
Proverbs 

Entry ianarana (anatra)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny fomba, toerana, fitaovana entina mianatra [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Ny rakibolana no tsara hianarana ny tenin-drazana [1.1]
2Ianarana koa ny miandry amim-paharetana hoy Idada. [2.332]
Morphology 
Present : ianarana, ianarako, ianaranao, ianarany, ianarantsika, ianaranay, ianaranareo, ianaran', ianaran-, ianaram-, ianara-
Past : nianarana, nianarako, nianaranao, nianarany, nianarantsika, nianaranay, nianaranareo, nianaran', nianaran-, nianaram-, nianara-
Future : hianarana, hianarako, hianaranao, hianarany, hianarantsika, hianaranay, hianaranareo, hianaran', hianaran-, hianaram-, hianara-
Imperative : ianaro
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31