Entry (1/2) | 1 hondry |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
totohondry |
Explanations in English |
4 [1.7] the fist |
Explanations in French |
5 [1.8] le poing |
Vocabulary |
6 Biology |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 8 hondry |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Refy hatramin' ny tendron' ny ankibe atsotra ka hatramin' ny fanondro avonkina eo amin' ny tonony faharoa (ny hondry dia mitovy halava amin' ny vodivoam-pelatanana mahery voatondro roa) |
Explanations in French |
11 [1.3] Mesure de longueur depuis le bout du pouce ouvert jusqu'à la seconde phalange de l'index fermé 12 [2.415] Depuis le bout du pouce ouvert jusqu'à la seconde phalange de l'index fermé |
Vocabulary |
13 Space |
Anagrams | 14 hondri, hondry |
Updated on 2023/08/11 |