Entry (1/4) | 1 hery |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tanjaka: Mahazendana ny herin' io lehilahy io fa voatariny amin' ny tanana ila ny fiarakodia 4 Fahefana: Manan-kery lehibe io fanjakana io 5 Hafanam-po, fanamparan-tanjaka: Alao hery, rankizy, ny fianarana ~ Manao an-keriny 6 Asa, vokatra: Manan-kery mety hahasitrana ity zavamaniry ity ~ Nisy heriny tokoa ny fivavahana nataonareo 7 Ambiny: Asio heriny kely ny karamako fa nitombo betsaka ny asa tamin' ito 8 Hany zavatra azo natao: Tsy hitako izay hatao, ka heriko nivoaka [1.1] |
Explanations in English |
9 strength, force, power [1.7] |
Explanations in French |
10 force, puissance [1.8] |
Examples |
11 Nampahazo hery ahy izany fiheverana mafonja izany. [2.4] 12 Ny hery tsy mahateo ny fanahy. [2.296] 13 Tohana sy hery ho an-dRadama ireo. [2.508] 14 Ao ny masoko mijery afaka hamindra hery. [1.231] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 32 Proverbs containing the word hery |
Article |
33 Randzavola: hery ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/4) | 34 hery |
Part of speech | 35 noun |
Explanations in Malagasy |
36 Anarana ilazana ankapobeny ireo zavamaniry misy tsilotsilony, toy ny havoatra, angivy [1.1] |
Explanations in French |
37 nom de plusieurs plantes à piquants. Comme angivy [1.3] 38 (du javanais ari ; nom général des plantes épineuses). On nomme plus spécialement ainsi, suivant les régions : 39 Mimosa asperata L. (Fabaceae) [Sakalava] 40 Solanum erythracanthum Bojer (Solanaceae) [Merina] 41 Voir heritsilo. [1.196] |
Vocabulary |
42 Botany |
Scientific name |
|
Entry (3/4) | 44 hery |
Part of speech | 45 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
46 Fandefasana fivalanana [1.1] |
Explanations in French |
47 [1.3] |
Vocabulary |
48 Botany |
Derivatives |
|
Entry (4/4) | 52 hery |
Part of speech | 53 noun |
Explanations in Malagasy |
54 fiverenana [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 55 hery, rehy |
Updated on 2023/06/12 |