|
|
|
|

Entry1  fankaherezana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanomezana hery: Ny sakramentan' ny fankaherezana
Famporisihana: Fankaherezana ho ahy izany teny mamy ataonao izany
Explanations in French  4  [1.3#238] action de fortifier
Examples  5  [2.117#3] Toloranay fisaorana sy fankasitrahana ary fankaherezana ireo rehetra nandray anjara tamin' ny fanatontosana ny rohy Vola.
Root  6  hery

Updated on 2024/12/11