|
|
|
|

Entry1  herin-tsandry
Elementary words  2 hery, 3 sandry
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 [herintsandry] [Betsimisaraka] asa, zavatra nataon'ny tena, tsy niarahana tamin' olona [1.78]
6 tanjaky ny sandry; tanjaka; izay azo tamin' ny asa [1.1]

Updated on 2026/02/04