Entry henatry ny razana
Elementary words henatra ; razana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny mahantra fadiranovana ao amin' ny fianakaviana, izay toy ny henatry ny razana ka tokony hampian' ny havana rehetra [1.1]

Updated on 2023/06/15