Entry henamaso (henatra, maso)
Part of speech noun
Malagasy definition Fahatahorana izay holazain' ny olona momba ny tena: Tokony tsy ho resin-kenamaso fa izay efa voalanjalanjan' ny tena ka hita fa tsara no hatao
¶ Haja, fanajana: Ny henamasoko andrainao no tsy nivoahako ny trano teo no ho eo. [Rajemisa 1985]
English definition (hena-maso) respect of persons, awe, respect. [Richardson 1885]
 (hena-maso) respect of persons; eye-service, the doing of something because one is being watched; fearful of what others will think or say [Hallanger 1973]
French definition crainte des autres; honte; craindre ce que penseront ou diront les gens [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Quotes 

2012/12/17